Alahelonao (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tamin'ny ora nisaraha
Alahelo tsy hay tohana
No nemeno fon'olon-droa
Fisarahan teoran-davitra
Tsy mba fisaraham-pitiavana
Fa fisarahan-davitra
Ny elanelan-tany
No nampisaraka anay roa
Alahelo
Sentosento
Fahoriana fijaliana
Izany no nisarahanay roa
Izany alahelonay
Mameno ny fo
Mankarary loha
Mahatorovana tokoa
Indrisy ry fitadiavana
Mampisaraka antsika rahavana
Veloma mandrapihaona
Handao vetivety
Ny vatako no mandao
Fa ny fitiavako eo anilanao
Tsarovy fa tiako foana ianao
Veloma ry malala
Veloma sarasara
Voloma madinidinika
Veloma vetity
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1004 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 16/12/2016 15:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101