Ny Sentoko (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha NY fahanginako no mahatonga faharesena
Mapitony firenena ,mety hitoDRA fandresena
Dia aleoko hangina tsy hiteny
Tsy hilaza Na hiteny Na misy opa reny
Hangina aho tsy hivolana
N'inona n'inona olana

Raha NY molotro mikombona
No hampitony NY alahelo
Aleoko mangina tsy miteny
Tsy hiteny aho tsy fa angina

Angina aho ,angina tsy hiteny
N'inona n'inona miseho
Aleo aho angina ,Na ahy marina
Angina mba ho tafarina
Angina aho tsy hiteny
Angina tsy anambara

Hanoratra aho ho tantara
Ho an'NY taranaka any afara
Ho tantara faka tahaka
Ilay toetra Toa hoe mihaka
Ny fahanginako rehetra
Mbola tsy hay hoe hisy fetra
--------
Rohy:
507 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 16/12/2022 18:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103