Aleo eto ihany (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ento misidina ambony aho
Hanakatra lanitra ambony
Mba hoento any aho
Hisiditsidina eo anilanao
Hoento misidina ambony aho
Raha sitrakao dia hoento any aho
Hijery ny ahakanton'izany
Mba hoento any aho
Hitazana izany endrin'izany
Hoento aho mba ankafihy
Hoento aho raha sitrakao
Raha toa ka tsy mety dia avelao
Hisiditsidina ihany aho fa aleo amin'izao
Ity ny foko no atolotro ho anao
Ho tapahiko ny elatro dia aleoko eto ihany
Hitoetra tsy lavitra anao eto ihany
Tsy hiala fa hitoetra ho doria
--------
Rohy:
384 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 20/07/2022 13:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012