Nampiditra : Naje
Daty : 31/08/2016 09:31
Nijery : 2434
Tononkalo: 89 Jereo eto
Mankafy : 2 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

lain's rakoto

Izaho no lain's rakoto na mitondra tena anarana hoe RAKOTOASIMBOLA LANTONIAINA jeannot teraka tamin'ny 13 oktobra 1993 teto Antsirabe monina ao mananjara miaramasoandro ao amin'ny lot:1120C223 antsirabe110"Mpikambana ao vetsom-po sy angolampanahy eto antsirabe ao amin'ny radio RTV"
mbola zaza aho dia nankafy namaky boky indrindra fa ny literatiora malagasy,faniriako rahatrizay ny mba ho lasa mpanoratra toan'ilay mpanoratra ankafiziko tsy iza izany fa i GEORGE ANDRIAMANANTENA NA I RADO,teo aminy faha 19 taonako aho no mba tena nanoratra izay mantsy vao tena niboiboika tato anatiko ny fitiavako ny tononkalo malagasy teo koa no nifoha ny fitiavako;Tiako ny zava-kanto malagasy,fianakaviana sahirana no misy ahy fito mianadahy izahay no zakin'ny dadanay sy mamanay telo lahy efa bavy lahy faha roa izaho kilasy faha sivy izaho no nijanona nianatra ,anisan'ny tena nazoto nianatra aho saingy indrisy nijanona tsy satry nohon'ny tsy fisiana,nanao veloman-dra varavaram-pianarana amin'izay.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/lains-rakoto
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0327