Ray Mpamindra fo (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mba raiso re ny tanako
Raiso fa aza avela
Ity aho mitalaho
Raiso re ry Ray
Raiso ho zanakao
Raiso re ry tompo

Mifona mitalaho ity zanakao
Raiso aho ry tompo รด
Raiso fa tsy mendrika
Aza avela ho rendrika
Mba raiso ny fifonako

Raiso re ry tompo
Hiezaka aho hanompo
Hanompo anao tokoa
Tsy hanao kitoatoa
Fa hitory anao tokoa
Raiso ry Jesoa
Izany fifonako
--------
Rohy:
251 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 27/01/2023 13:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146