ILAY VOA TSAR A (lain's rakoto)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teny tena teny
Teny miaro hehy
Teny avy ao am_ po
teny soa tokoa
Tsy manam_paharoa
Teny tena mamy
Lafatra eto an_tany
Tsy misy toy izany
Raha tsy any an_danitra any
Teny tena teny
Ilay tsy mba lany mamy
Lafatra anie izany
Ilay teny anankiray
Fantatrao angamba izay
Tsy azo atao vazivazy
Na koa sangisangy
Teny saro pady
Indrindra ny efa manambady
Teny tena teny
Ilay teny anankiray
Tena tiako izy izay
ILAY TENY HOE TIAKO IANAO
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana - Aingam-panahy - ahy
410 0
Hevitra mandeha
hery ( 17/07/2022 06:51)
ny tsipi-panohizana dia ilay - (eo amin'ny 6) fa tsy ilay _ (eo amin'ny 8)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 16/07/2022 13:11
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142