Ento milamina - lain's rakoto
Azo vakiana?
Mivoatra ho aiza
Toa mihazakazaka tsy tana
Maika ho aiza?
Sa maika ny hiverina
Toa mirimotra tsy miato
Misosasosa tsy mijanona
Maika ho aiza izy zato?
Moramora ihany
Ndrao ho potraka ampiakarana
Amin'ity lalana mideza
Mbola lavitra ny dia
Moramora ry sakaiza
Ento mora fa aza maika
Tandreno koa ny lalana
Sao ho lavo sy hiakodia
Dia ho very eny an tsasa dalana
Ho votsotra ny ezaka
Izay nikelezana aina
Mombamomba
Mpanoratra : lain's rakoto

Nampiditra : Naje
Daty : 12/02/2017
Mpamangy : 858
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Ny aoTSIKA roa
Nisafidy aho dia ianao N
Tokantranonay
Tia
GADRAM-PAHOTANA
tiako loatra ianao mamiko
malala tena tiako ianao i
zan ve marina tena teny
Polifika