Hendre Tsara! (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola Kely Loatra
Mbola Kely Loatra Ianao
Mahaiza Aloha Milalao

Mbola Zaza
Mbola Mianatra Mibada
Kely Loatra Ka Hendre
Mianara Tsara Aza Maika
Ny Fitiavana Tsy Laitra

Sady Mamy No Mafaitra
Mbola Kely Ianao Ry Zandry
Aza Maika Anambady
Tsy Tena Tia Anie Ny Bandy

Vao Lany Tsiro Mapamangy
Veloma Mandrapihaona
Tsy Izy Intsony
Efa Taolam-paoma

Taolam-paoma
Tsy Matsiro
Toy Ny Fiara Maty Jiro
Raha Mbola Tia Dia Ampirimo
Fa Aza Mbola Harimorimo

Ry Zandry Kely Tena Tiako
Mba Tanteraho Ny Faniriako
Teny Soa Tsy Mba Matsiko

Mbola Kely Loatra Ianao
Aza Maika Ny Ho Ao
Mahaiza Tsara Milalao
--------
Rohy:
879 1
Mpakafy: Naje
Hevitra mandeha
Naje ( 21/11/2016 14:44)
Hoan'ny Zandry Kely Rehetra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 21/11/2016 14:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141