Ianao Irery (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na Lavitra Aza Aho
Tsy Mba Manadino Anao
Na Maraina Na Atoandro
Na Koa Hody Ny Masoandro!
Tsy Anadino Anao Foko
Tsy Hitia Antsokosoko
Na Andretsika Toloko
Tsy Anadino Anao Tenako
Indro Raiso Izany Peratro
Aleo Hangina Tsy Hitia
Tsy Hitia Ankoatra Anao
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana - embona - Fitiavana
1560 0
Hevitra mandeha
megatsino ( 14/11/2016 05:25)
manan danja izy zany! tsara
lirah22 ( 14/11/2016 14:07)
tsara kah.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 13/11/2016 18:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0166