Izany ve? (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lany paiso ao ankadyAleoko mitazona angady
Iaina salama tomady
Niaina tsy misy miady
Salama tsara tsy manavy
Ravoravo mifamazivazy
Afaliana lava tsy misy tomany
Ka hasambarana foana no iainana an tany
Ombam-pahasambarana hatrany
Tontolo lafatra tsy misy toy izany
Ovako ny famindra izaho tsy hitomany
Lain's rakotoasimbola
Tamin'ny ray ora folak'andro
--------
Rohy: