mamiko (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mamiko loatra ianao ry tiako
mamiko sy tiako indrindra
tsy omeko an'iza n'iza
tiako ka tsy atakaloko
na ovina na ovina
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1225 2
Mpakafy: henuka - Lirah22
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 31/08/2016 11:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144