Mety Ve? (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy Manao Kapa Hoe Gasy
Fa Manao Kiraro Daholo
Tsy Hiasa Ny Mahantra
Fa Mandoto Ny Tanana
Ireo Mpitarika Sarety
Tsy Mihazo Mitady Sy Mikaroka
MandotO Ny Toerana
Indridra Ny Fonenana
Zay Ny Teny Midina
Tsy Afaka Idivirana
Fa Manjary Manahirana
Manjary Tsy Mahita Mangirana
--------
Rohy:
829 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : naje
Daty : 16/11/2016 15:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147