Mitandrema ihany (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NidolaNirona
Nilona
Tsy voadona
Taminy zavatra iray
Tsy nahatsapa hoe mahamay
Nankafy
Nankamamy
Dia nifaly
Tsy namaly
Na nandihy
Izany fahoriana
Niravo
Tsy lavo
Fa dia niovaova
Tsy toy fanaka eny an drova
Nandova fahasambarana
Niliba sy niarana
Toa hoe avara pianarana
Misekoseko fa zanakin'ny mpanana
Mbola ho foana ny eo an tanana
Milamina ianao ra namana
Lain's rakoto
--------
Rohy: