You are here: home > Vetso

Nisafidy aho dia ianao N - lain's rakoto

Azo vakiana?

Nisafidy aho dia ianao
Nitia aho dia ianao
Naka vady aho dia ianao
Natokako ny tenako Ho anao
Ny fitiavako rehetra dia Ho anao