Ovy (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Kanto sady lafatraIty zavatra ity
Tsy lavalava akory
Moa tsy tena boribory
Misy loko maromaro
Endrika roa mifangaro
Tsara tsy misy taharo
Zavatra iray tena soa
Afangaro amin'ny hena kisoa
Manana anarana maro
Tena tsara izy raha afangaro
Afangaro amin'ny katsaka,mangahazo, voanjo bory
N'inona ataonao
Kanto lahy izao
--------
Rohy:
Sokajy :
Tanindrazana