Tiako ianao! (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao izany fokoMiantsoantso mitoloko
Tsy mba miantso antsokosoko
Na nanao fitiavam-bokovoko
Tiako ianao tsy mba soloiko
Babonao tanteraka ny foko
Aza avela hanjoko
Ravanao tsy mba midoko
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana