TSIKA roa - lain's rakoto
Azo vakiana?
Raha tiako tsy Ho tianao
Ny tianao mety tsy ho tiako
Ny hainao tsy haiko
Tiako ianao dia hajaiko
Mifameno no ilaiko
Mifanampy mifandrindra
Tsy avelan_TSIKA handringa
Sokajy :
Aingam-panahy, Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : lain's rakoto

Nampiditra : Naje
Daty : 01/09/2021
Mpamangy : 218
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny aoNisafidy aho dia ianao N
Tokantranonay
Tia
GADRAM-PAHOTANA
tiako loatra ianao mamiko
malala tena tiako ianao i
zan ve marina tena teny
Polifika
mbola ho avy