Vetso Iray (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Olo Maro No Mitambatra
Maneho Talenta Maro
Maro Loko Mifangaro
Manandratra Maneho
Kolontsaina Soa
Maro Be Tsy Mba Voaisa
Maro Loatra AnTapitrisa
Dia Nitambatra Ho Iray
Anaty Zava Kanto Iray
Manoratra Maneho
Vetso Iray Tsara Feo
Tsara Rindra
Tsara Rafitra
Vetso Iray
Tsy Mba Tafika
Vetsovetso Samy Hafa
Vetsovetso Tsara Tafa
Vetsovetso Serasera
Tafatafa Samy Hafa
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
814 2
Mpakafy: vetsomena - Naje
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 13/11/2016 18:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144