You are here: home > Vetso

Angamba - M'art-son Emmanuel

Azo vakiana?

Rediredy angamba ny ahy
Matonga ahy misento
Olona tsy tia
Very maina ny ahiahy
Ny alahelo mamerovero
Tsiaro ‘lay dina hoe doria

Hametraka hevitra

Midira aloha