HOFONAKO (M'art-son Emmanuel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hifonako ry gasikara
hifonako sahady , ny mety hanjo anao
atsy ho atsy
hifonako ho an'ny malagasy nilaza nisafidy tsara
sy ho an'ny ny mievitra nahalala ny ho tokony hatao
hiofonako 'zay mety voka-dratsy ...
tsy vinavina na koa tsindrimandry
fa efa tsindroko sahady
fa tsy sanatria maniry loza
isika samy isika no lasa hifampitady
lay nihavana fahiny ho tazanao hiady
mety ho diso aho,fatory aho amin'ny teniko
fa fony faha-kely mantsy dia toa laniko tsianjery
fa nifamandika lasa ohabillana
"aleo tsikalakalam-bola,avelao any ra'fihavanana ...
--------
Rohy:
699 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139