diso ianao ... diso ianao (M'art-son Emmanuel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
diso ianao ...
diso ianao milaza,fa voarakotra ho tantara
na koa efa voambara, ny lalana diavina dia tsy maintsy ho tanteraka
diso ianao,
raha hanantena isan'andro ny lahatra sy anjara
manantena vintana , fa hoe voarakotra tantara
diso ianao,
lay miandrandra fiandanana,sy mitady fahasambarana
dia ny mbola ety an-tany,
fa veri-maina ihany izany ...
diso ianao satria ... efa voalahatra ho tantara ny rahona miaro iny lanitr'iny ...
--------
Rohy:
885 1
Mpakafy: R.E.R
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137