You are here: home > Vetso

tsy ampy ahy ny tontolo m - M'art-son Emmanuel

Azo vakiana?

tsy ampy ahy ny tontolo mba hisainako
tsy ampy ahy mba hitetezako
hanalako irony sentoko,
tsy ampy ahy ny fitia mba hilomanosako,
tsy ampy ahy ny alina hanofisako
tsy ampy ahy ny tontolo mba hiainako
fa tsy hisasaka akory aza ny fiainako
dia toy ny efa tapitra ny tontolo mba ho anjarako

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha