Ho an'ilay nanoratra an'i tazy (Mbola tsy fantatra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
valin'ny Tazy


ho an'ilay nanoratra ilay hoe : TAZY


Rehefa tsisy ho soratana
Dia ny volo rehetra aratana
Fa tsy manoratsora-poana
Toy ny olona efa mivoana

Ngah tsy misy kalo hafa
Mendrimendrika ny tafa
Fa tsy teny miolakolaka
Sa ireny no pasy tolaka?

Dia aza omena tsiny aho
Raha namaly toy izao
Fa tonon-kalo hafa mihitsy
Hafahafa sy manitsy, vitsy

Hetaheta ihany ny ahy
Fanitsiana ny ara-panahy
Sao sanatria heverinao
Ho fanakianana tsotra izao

Bitaka
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana - vazivazy
403 1
Mpakafy: bitaka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mbola tsy fantatra
Nampiditra : bitaka
Daty : 09/08/2005 12:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138