You are here: home > Vetso

IANAO NO MPITSABOKO - Mikanto

Azo vakiana?

                          IANAO NO MPITSABOKO
raha toa ka ilaozanao aho ry malala,
angamba tsy fantatro ,ho lasa adala,
tsy fantatro izay tany hakanesana,
raha ianao no mandao amin'ny fampirafesana

tsy fantatro intsony ny lalana hombana,
tsy henoko akory ny hatsika sy ny hafanana,
fa ianao no ao an-tsaiko, anary foko...
raha ianao no hanadao dia hisy toloko,

raha ianao no mandao,dia fahorina,
rahona lava tsy misy fitsikina,
amiko ianao no efa nahababo,
raha marary aho ,ianao no MPITSABO

MIKANTO

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha