You are here: home > Vetso

MARARY VE AHO ? - Mikanto

Azo vakiana?

Marary ve aho?

Marary ve aho ? sa tsy salama loatra;
fa ny ao am-poko toa manery hitraotra,
hiatsampy an-trantran'olona tsy fantatra iny,
mipetraha ianao ry foko!sao lahy hananan-tsiny

Marary ve aho? fa ny saiko tsy mifantoka,
tsy haiko ,tsy fantatro,eny tena azoko antoka,
fa ny zavatra ataoko tsy misy miditra amin'ny saiko,
fa iny olona tsy fantatra iny ny ao am-bavako hiraiko

Maray ve aho?....

Mikanto

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha