You are here: home > Vetso

tsy misy mazava - Mikanto

Azo vakiana?

TSY MISY MAZAVA

Indrisy!
fa tsy misy
tsara!
azo ambara!

Fa alahelo!
Mieloelo
No re
Sy be dia be

Tsy misy faly
Fa mijaly
Mavomavo
Tsy mbaravo

Hakivina!
Fijalina!
Aizin-dava
Tsy mazava

Fa rahovina
Ny fifalina
No ho tonga
Tsy somonga

Mba firaisan-tsaina
fa tsy taraina
Mba ho mirana
Azo idirana!

Aiza ho aiza?
Ry sakaiza
Ny marina
Hampiarina

Mba ho mamy
No tamy
Fa tsy sento
No manentoento


MIKANTO

Sokajy : Alahelo

Hametraka hevitra

Midira aloha