Hitadiavo - Nantto
Azo vakiana?
Hitadiavo tontolo iray vao
Mitadiava hasolo ny ao zay
efa lao
Hitadiavo endrika hanavao
Mitadiava hevitra hafa ianao
Mikaroha fototra hafa indray
Mikaroha fanoitra hanamaivana
ilay
Mikaroha anatra hamefy indray
Mikaroha teny hanaingana ilay
Manehoa endrika mitraka
Manehoa toetra tia kinasa
Mijoroa f'aza mihafa,
Ny tontolo mitaky fanafa
Mombamomba
Mpanoratra : Nantto

Nampiditra : Nantto
Daty : 25/03/2009
Mpamangy : 868
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Ny MasoandroAmitiƩ amoureuse
Ry Zanako vavy
Ny teny
Remembering
Malalan'i Setry
Ny Ankohonako
Fanorenana
Ny ho avy
Dindona