Hanoratra hatsikana - Nosy Malala
Azo vakiana?
Hanoratra hatsikana,
Mahatsikaiky ilay te hanoratra hatsikana,
Rehefa tsy mihinana ny tadim-pitana.
Tsy ampy kankana angamba ny fintana,
Miandry ny rariny, miandry ny vintana.
Asa inona re no mampihomehy,
Teny maontina nefa mahalanaka be,
Tsisy atokona firy aloha hatreto e!
Endrey ity mpanoratra very kilé.. .
Nosy Malala
Jolay 2021
Mombamomba
Mpanoratra : Nosy Malala

Nampiditra : TononkaloNM
Daty : 09/10/2021
Mpamangy : 198
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ZarainyHanam-bady
Misy lamozika
Iza ?
"MP"
Fetin'ny vehivavy
Fitia tsy mety ritra
Ny alahady
Iarivo tondradrano,
Ny Vavaka natao