Misy lamozika - Nosy Malala
Azo vakiana?
Misy lamozika,
Misy lamozika,
Mambambo avy hatrany,
Misintona hitomany,
Mahalasa vinany.
Misy lamozika,
Manindrona ny fo,
Tsiahina ireo taloha.
Mandroaka ambompo.
Misy lamozika,
Mampitsangana handihy,
Manaboraka fitia,
No atolotra andry.
Nosy Malala
April 2022
Sokajy :
Aingam-panahy, Eritreritra mandalo, Fety, fiainana, Fiaraha-monina, Fifaliana, Fitiavana, manokana
Mombamomba
Mpanoratra : Nosy Malala

Nampiditra : TononkaloNM
Daty : 14/05/2022
Mpamangy : 203
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Resaka politikaMirotsaka ny orana
Bonheur contagieux
Magnifique mer
Lera,
Mandrosoa avy hatrany,
Comme lorsque j'ai été enfant,
Mi aime a ou
Tu avances sans médire,
Mpanoratra sy ny tononkalony