Raha misy manome (Nosy Malala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha misy manome zavatra ho anao,
Kingà miteny hoe tsy mila tamby ve ?

Raha mandray tolotra,
Nefa ny zoanao ho votsotra,
Avadio ambany sy ambony,
F’aza MAIKA hisaotra intsony.

Nosy Malala
Novambra 2025
--------
Rohy:
358 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nosy Malala
Nampiditra : TononkaloNM
Daty : 02/11/2025 18:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122