18 avril 1976 5(RPOlivier) (Ny Alimbetso Soa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fantatro fa,
Anio lay daty malaza
Fitsingerenan'ny taona nahaterahanao
saingy,
tsy tsiniko angamba
ny tsy hitsiky, hifaly
hanadino tsotra izao
satria,
tsy mila dradraina
lay fotoana fohy niarahana
ireo alahelo sy taraina
hatramin'ny fisarahana
ampy izay atreo
nefa aoka ho fantatrao
fa nanomboka teo
fianambaovao......
--------
Rohy:
729 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Alimbetso Soa
Nampiditra : rentimpanahy
Daty : 05/01/2009 11:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139