Fanotaniana faharoa - Oully
Azo vakiana?
Tia na ho noana
Tia na ho foana
Tia na ho moana
Tia na hisaona
Tia fa nahoana?
Nahoana no ianao?
... satria nahatsiaro ilay dimy volana lasa.
14 Mai 2005
Andamioly
Hevitra mandeha
bichette (16/05/2005 07:33:34)
Mombamomba
Mpanoratra : Oully
Nampiditra : OullyDaty : 14/05/2005
Mpamangy : 1286
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
SanatriavikoNY ADIN'NY RENY
MENDRIKA
Loko niofo
Anareo roa
Tsia
Saro-baliana
Ilay
SERASERA
Fanontaniana