You are here: home > Vetso

So.Fi - Poezita

Azo vakiana?

          *So.Fi*

Fandindona,
volon-davenina !
Figadona,
manainga penina !

Tefy,
kanto !
Fijefy,
m'lanto !

Hika,
Tatsimo !
Bika,
tsy ampino !

F'tafy,
mendri-jery !
Fiafy,
mahari-pery !

Rani-tsaina,
tsy drengy !
Fiaina,
marengy !

Fiavy,
fanasy !
Viavy,
Gasy !

Fi-To,
maharitra !
Soa,
Finaritra !

       Thélo RANDRIANANTENAINA Herizo ==> POEZITA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Poezita


Nampiditra : Thelo
Daty : 02/04/2020
Mpamangy : 124
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

**TENY**
LASITRA
AINDRAKO NY AINGAM-PANAHY
NOFY
TSY SAHY
SOKITRA MAINTY
**SIKAM-PITIA**
**ADALA**
LAVO AM-PITIA