You are here: home > Vetso

Mety angamba - Rado

Azo vakiana?

Iny masoandro miposaka maraina
Ity foko mitalaho indrisy
Ao anatiko toa misy fery mitaraina
Saingy manantena fitia tsy ho misy


Tiako ianao fa tsy afa manoatra
Tsy anjara angama ny antsika roa
Mety angamba any ankoatra
Ilay fitiavana faha roa

Hevitra mandeha

prosper15 (02/07/2015 16:35:20)

nga misy ko ny fitiavana faharoa???

AZTECA (29/04/2022 12:53:23)

sao misy manana manontolo ilay tononkalon -dRado misy hoe
"izay very vakana,mbola hitady
izay very sampy, mbola hanolo,
ny zanaka kosa tsy tahaka an'izany
ny toera-nialany tsy mety voasolo"
Mankasitraka sahady ho an'izay mamaly

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : rabarivelohenintsoa2
Daty : 02/07/2015
Mpamangy : 1227
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

TSY VOASOLO
Ry tenindrazako
MPANGALATRA
Noho ny zanako
Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba