Ny dian-tongotrao - Rado
Raha avelanao
hilaza izay tantarany
ny dian-tongotrao ...
Inona no hambarany?
Sokajy :
Ahiahy
Hevitra mandeha
andry112 (23/11/2005 21:16:47)
lalina ny hevitry ny mpanoratra teto !izay araky ny hevitro no mahatonga azy ho fohy ka mety tsy hahafampo ny maro!nefa ...
lapino (03/01/2006 19:33:06)
Tsy te-handre ny sofiko
Ny fahalemeko lasa
Fa ny mba nofinofiko
Tsy mety anefa, asa ...
Ilay hoavy andrandraina
No tiako hotantaraina!
Mombamomba
Mpanoratra : Rado

Nampiditra : rajaona
Daty : 13/10/2003
Mpamangy : 7386
Mankafy : 5
Tononkalo hafa
TSY VOASOLORy tenindrazako
MPANGALATRA
Noho ny zanako
Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba