You are here: home > Vetso

RAY Ô! - Rado

Azo vakiana?

Mifamihina ny tanako
miandrandra anao ry Ray
manampia anao ny zanako
aminy ady mahamay
izay hatrehany lalovany
amin'izao minitra izao
fa ianao no fiarovany
amin-zava zay atao

Sokajy : Vavaka

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : heriy
Daty : 16/05/2017
Mpamangy : 13559
Mankafy : 3

Tononkalo hafa

Noho ny zanako
Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
Angamba
VOROMANGA
Mpangalatra
SEPTAMBRA
halako