You are here: home > Vetso

Tsaroako - Rado

Tsaroako fa manonja
Raha tsy mahita anao
'ty androko misaona ...

Ny iray minitra monja
tsy eo anilanao
dia toy ny zato taona

ny alina ao am-ponja
raha eo akaikinao
manjary lohataona.

1965

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

limma (08/10/2003 13:06:38)

marina ny azy fa n'inona n'inona mitranga rehefa eo anilan'ny tiana toa zaka fôna e!

kinaoly (25/12/2003 04:08:37)

aleo roa toy izay tokana, tsara koa ny nandrindrana io tonokalo io ho lasa hira.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : Oully
Daty : 04/10/2003
Mpamangy : 5955
Mankafy : 4

Tononkalo hafa

Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba
VOUROMANGA
Mpangalatra
SEPTAMBRA
halako
SATRIKO HOLAZAINA ANAO