Indray - Rado
Azo vakiana?
Ianao ilay tsy tiany
indray no lasa anjarany
fa ilay niriny
hitondra ny anarany
nandefitra any ho any
ary noho izany
raha tsorina aminao
ny zavatra nataony:
nafoiny noho ianao
ny "izaotontolo izao-ny"
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Rado

Nampiditra : Elihangy
Daty : 26/01/2010
Mpamangy : 8317
Mankafy : 5
Tononkalo hafa
FahendrenaSedra
FONY
FIAINANA TILY
Gasikarako, Tiako ianao,
TSY VOASOLO
Ry tenindrazako
MPANGALATRA
Noho ny zanako
Tanjona