NENY ! (Rado)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia tsy voatenytoy ny an'i Dada
ny anaranao, ry Neny,
Izaho dia mahalala
fa ianao irery
no loharano mavana
manome ny hery
sy tena Fitiavana.
RADO
Mey 1991
--------
Rohy:
Hevitra mandeha
miela
(
17/04/2007 23:41)
lalina be le zavatra lazain i rado. dada sa neny tokoa no manome ireo zavatra lazainy ireo ?