Andriamanitra - RAKOTOMALALA Jean.chris
Azo vakiana?
tsara andriamanitra
tompon'ny lanitra
mankahala ny ratsy
mankafihy ny tsara
izy irery ihany no afaka
anasitra ireo ferin-tsika
izy irery ihany no manfaka
ambarao ny tapaka sy namana
mahery tsy misy toa azy
matanjaka tsy misy miaotra azy
fa izy no tompo mpanjaka
izy ihany koa no nanafaka
koa ankehitriny
raha toa kao sitrakao
andeha isika iaraka
idera sy anompo azy
manatona fa izy efa niantso anao atrizay ,izy ihany koa no nanamboatra anao
Mombamomba
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititiDaty : 28/04/2006
Mpamangy : 1456
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
tiako ianaoTononkalo iray
tsy nampoiziko
fa nahoana
fiainako feno fajaliana
ny fiainako
malahelo anao
fiainana
fiaiabab
fitiavako anao