tiako ianao - RAKOTOMALALA Jean.chris
Azo vakiana?
Fa nahoana kay ry tiana
No mampijaly toa izao
Tsy mba misy fifaliana
Ny fiainako eo akaikinao
Izany anefa tsy misakana
Ny fitiavako anao
Fa voa maika miredareda
Ny fitiavako anao
Tiako ianao
Tiako tsotra izao
Tiako foana foana
Tiako mandavataona
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
vetsoko (22/06/2006 14:27:49)
izay marina le fitiavana;mampahery an'ise
Malalason (23/06/2006 04:10:32)
aza adino fa ataovy tsianjery fa ny fitia dia fijaliana + fahasambarana izay vao tena fitia... aza kivy
Mombamomba
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititiDaty : 21/06/2006
Mpamangy : 1878
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Tononkalo iraytsy nampoiziko
fa nahoana
Andriamanitra
fiainako feno fajaliana
ny fiainako
malahelo anao
fiainana
fiaiabab
fitiavako anao