You are here: home > Vetso

fa nahoana - RAKOTOMALALA Jean.chris

Azo vakiana?

fa maninona kay
no izaho irery
no mizaka ny mahamay
izay tsy mba antery

manontany ihany koa aho
fa maninona no miangatra
iny volana iny
fa izao izay mifangatra
no tsy tian'ny iny

tsy ho kivy anefa  aho
tsy ho reraka ihany koa
iezaka foana aho
mba ikaro-javatsoa

izany koa anefa
tsy atao ireareana
fa indro ianao manefa
raha toa mianahana

ka consseille ihany ny ahy
asa raha ho arainao
fa ny ahy amin'ny fanay
sy avy ao ampoko kely aho

Sokajy : Fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha