ny fiainako (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny fiainako mahantra
tsy mba misy fifaliana
fa dia feno fahoriana
ty fiainako mahantra

ity fiainako mahantra
tsy mba natao hifaly ve
nateraka ijaly
oty fiainako mahantra

ity fiainako mahantra
tsy aitana fahombiazana
fijaliana tany ngazana
ty fiainako mahantra

ity fiainako mahantra
tsy mahazo anjaramasoandro
tsy misy andro miratra
ity fiainako mahantra


fiainana kely
fiainana tsy misy fifaliana
fiainana feno fahoriana
fiainampjaliana
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana
1916 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Jean.chris
Nampiditra : tititi
Daty : 15/04/2006 14:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121