Antsoiko Ianao anio (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANTSOIKO IANAO ANIO

Antsoiko ianao anio
Antsoiko an-tariby
Fa hisy Randevoa “rendez-vous”
Hifanaovantsika roa

Tsy maninona na lany
Ny fahan’ny finday-ko
Fa ny feo-nao ihany
No tonian”ny Fanahiko

Malalason 03/03/07
--------
Rohy:
1325 1
Mpakafy: Malalason
Hevitra mandeha
tonnyy ( 11/11/2007 18:37)
faly b za fa mitovy tsika noho ity serasera antaroby ity
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116