EFA NIOVA - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
Azo vakiana?
Averiko eto indray
Ireo teny mamy
nahababo anao
Dia inoako f’efa lany
Ireo tsiro tao
K’aleo soloina vao
Na ‘lay fakitera
Mpampiampita hafatra
Efa niova koa
Ka mety tsy mahalala
Ny tamintsika roa
Ireo mpitan-jiro
Namono ny fanalany
Fa efa ampy izao
Ny vatsy eny an-dalany
Ankehitriny kosa
Averiko eto indray
Ilay tantarantsika
Nampitomany nefa
Nahatsiarovana ny fy
Sy jaboran’ny fitia
Malalason Août 2006
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
Nampiditra : MalalasonDaty : 12/09/2006
Mpamangy : 944
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
ENY AN-TSANDRIN’OLON-KAFA NO NAHASAMBATRA ILAY TIAKONY OLO-TIA ADALA
NITOHY...
NEKENA FA NOLAVINA
JODASY MPAMADIKA
TSY HIANDRY ANDRY INTSONY RY MALALA
HAMOY FO MANGINA
NITETIKA NY HO KALA BE
MIHELINA TOKOA (Val Ton Ny Kanto MIHELINA)
SANATRIA, TSY FANAKIANANA