Feno toky (ny eja, malalason, yonikafopl "tina") (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FENO TOKY

Nosoratan'ny Ny Eja & Malalason & Yonikafopl "Tina"

Fa mba iza moa ianao
No nahay nambabo ahy?
Izaho no izy akia rahavako
Naneho ilay hatsarampanahy

Feno toky tsy hifarana!

Ka ekeko ho famaranana
Ny hifanomezantsika dina
Hiaraka amiko hifanpitantana
Amin'ny voadin'ny fanambadiana

Eny an-dalam-pahasambarana!

Ny Eja & Malalason & Yonikafopl (Tina)
15/07/05 maraina
--------
Rohy:
1716 6
Hevitra mandeha
fafa ( 15/07/2005 12:29)
mba azo hazavaina kely ve hoe iza no nanoratra le andalany aiza dia iza no nanohy azy! Iza @nareo 3 mianadahy no afaka hamaly? Misaotra mialoha!!!
Malalason ( 15/07/2005 13:09)
hay ve e! I
And II : Yonikafopl 1de Ny Eja 2 de za 3

And II : Malalason 1, Ny Eja 2, Yonikafopl 3 Ny Eja 4

Izay tsisy fisaorana Akia a!
nyeja ( 15/07/2005 17:27)
tsara ry malalason a dia ventesina amin'ny andro malaza sa ahoana ? bizou mamy be ho anareo mianadahy malalason sy tina yonikafopl !
ny eja namanareo
tly ( 01/08/2005 06:20)
Salut nyeja!!
Tena sasatra aho ny mamaky ny asa vitanao!!! tena tsara sady kanto ery! le hevitra fonosiny mitsy no tena tsara eh! tohizo ry Ny Eja fa tsara ah! za eto mpankafy fona fona
tia2005 ( 02/08/2005 08:35)
mahafinaritra fa mandroso ny tononkalotsika!
rapisoukely ( 12/08/2005 19:25)
Ity indray n otsy hitaok ry izy telo dahy, mahafinaritra ilay hoe tononkalo dia ianareo telo no mifarimbona ao.
Misaotra e
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0161