Feno toky (ny eja, malalason, yonikafpl "tina") (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FENO TOKY

Nosoratan'ny Ny Eja & Malalason & Yonikafopl "Tina")

15 Juillet 2005 Maraina

Fa mba iza moa ianao
No nahay nambabo ahy?
Izaho no izy akia rahavako
Naneho ilay hatsarampanahy

Feno toky tsy hifarana!

Ka ekeko ho famaranana
Ny hifanomezantsika dina
Hiaraka amiko hifanpitantana
Amin'ny voadin'ny fanambadiana

Eny an-dalam-pahasambarana!

Ny Eja & Malalason & Yonikafopl (Tina)
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
1100 2
Mpakafy: fafa - Malalason
Hevitra mandeha
vetsoko ( 09/01/2006 14:03)
izaho ilay tia
resy lahatra aminao
ka maniry hampiara-dia
raha toa ka sitrakao
...tsoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153