Feno toky (ny eja, malalason, yonikafpl "tina") (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FENO TOKY

Nosoratan'ny Ny Eja & Malalason & Yonikafopl "Tina")

15 Juillet 2005 Maraina

Fa mba iza moa ianao
No nahay nambabo ahy?
Izaho no izy akia rahavako
Naneho ilay hatsarampanahy

Feno toky tsy hifarana!

Ka ekeko ho famaranana
Ny hifanomezantsika dina
Hiaraka amiko hifanpitantana
Amin'ny voadin'ny fanambadiana

Eny an-dalam-pahasambarana!

Ny Eja & Malalason & Yonikafopl (Tina)
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
1271 2
Hevitra mandeha
lapino ( 09/01/2006 23:07)
>>> Eny an-dalam-pahasambarana!

Sy eny an-dalam-pijaliana. :)

Milay ilay ekipa e: RJO, nyeja, Malalason, Yonika! :-)
vale ( 16/01/2006 10:29)
mmmm! tsy any @ hira ihany kay no misy vondronampanoratra toy izao!!! tsara ka! biz daolo e!vale.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117