Ianao tokoa... (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao...
Eny ianao tokoa, ianao lay toy ny "Raozy"
Na hitako aza fa feno tsilo handratra
Dia tsy mahasakana ahy hioty anao izay

Fa raha tsy tanteraka, na koa tsy anjarako
Ny hampitoetra anao, ao anaty vaziko rahavako
Dia inoako fa ho ritra, maina kina ilay rano
Hany sisa mba tavela, ambiny izay efa
Nanondrahako anao;
Tsy inona io fa ny "fitia",
Lay fitia tsy mety maty
Aop am-poko ho anao, ary vonona hisedra
Zay rehetra mety ho avy, na ho mamy na mangidy

Fa ny fantatro dia izao:
Ny foko adala "tia anao"

R.JO (27/03/03) Anjanahary
--------
Rohy:
1118 1
Mpakafy: Malalason
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1154