Ilay tiako sy takiako (Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ILAY TIAKO SY TAKIAKO


Raha ianao ilay tiako
Dia ny fahatsorana
No zavatra takaiako!

Lamba ho tinafinao!

R. JO (Octobre 2004)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1230 4
Hevitra mandeha
yonikafopl ( 06/10/2004 19:08)
Tsotra sy mazava, mahafinaritra.
andriary ( 11/10/2004 15:46)
mijery ny asasoratrao foana aho ...
ity iray ity no hafa kely nefa tena tonokalo aminy!mankasitraka!
Malalason ( 12/10/2004 08:05)
zany an! m'saotra e! R. JO
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106